|
|
|
|

Teny iditra1 ambenana
Fototeny  2ambina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Andrasana, arovana: Ambenan' olona roa lahy isan' alina ny tanànanay.
5Tandremana, atao andry maso: Ambeno tsara io gadra io sao mandositra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be watched, guarded, patrolled.. [1.2]
7to be watched, to be guarded. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on garde, qu'on surveille. [1.8]
Ohatra  9 ihany no varavarambe fidirana ka mora ambenana, sady mafy dia mafy ny varavarana. [2.588#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ambenana, 16 bemanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02