|
|
|
|

Teny iditra1 ambela
Fototeny  2vela
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady?.
5Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy.
6Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy.
7Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa.
8Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ.
9Omena lalana: Avelao kely aho handeha.
10Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa. [1.1]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  15avela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12