|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambavala
Fototeny  2vavala
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4 Biby manana elatra toy ny valala sy angidina izy, maneno mafy mankarenina, ary betsaka any an' ala na any ambavala. [2.332]

Teny iditra (2/2)5 ambavala
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny frantsay  7(de vavala : lisière de la forêt) Ocotea madagascariensis (Meisn.) Palacky (Lauraceae).
8Nom relevé par le garde forestier Sajy.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12