|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambatonikaky |
| Singan-teny | 2vato, 3Ikaky |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|