|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ambala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3vehivavy tsy andriana vadin'ny mpanjaka. [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 Ambala
Singan-teny  5vala
Sokajin-teny  6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  7 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  8 alamba, 9 ambala, Ambala, 10 Balama

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31