|
|
|
|

Teny iditra1 ambakiloha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R.
4R.
5R. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit.. [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny rehetra  7mifanao ambakiloha
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 ambakiloha, 10 mahakobila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02