|
|
|
|

Teny iditra1 ambaka noho
Singan-teny  2ambaka, 3noho
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Latsa-danja, ambany, tsy mahaleo, tsy tsara, tsy mahay: Ianao ve diaho ambaka noho ny zandrinao?. [1.1]

Fivaditsoratra  6 ambaka noho, 7 mahabonoka, 8 mahakobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11