|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambakaina |
| Fototeny | 2amb |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo.
5Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated..
[1.2] 7to be cheated, to be deluded. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on trompe, qu'on dupe.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ambakaina, 15 iambakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|