|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambainday |
| Singan-teny | 2ambay, 3lay |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny.
6Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 ambainday, 8 Ambanidia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|