|
|
|
|

Teny iditra1 amarinana
Fototeny  2varina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 Atsy avaratra atsy
misy vato roa mitsatsika
ka hoy ny bodo hoy ny adala
tari-damban-dRasoamaromaka
ka ny ranomaso hono no ravolakizo
ka raha tsy ny olon-tiana tsy amarinana azy
[2.131]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 amarinana, 10 amiranana, 11 mañairaña, 12 manaraina, mañaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02