|
|
|
|

Teny iditra1 amandotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3anaram-bibilava mpihinana voalavo. [Betsimisaraka] [1.78]
4anaram-bibilava toa menarana. [Tanala] [1.78]
Voambolana  5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 amandotra, 8 andramato, 9 mandoatra, 10 mandraota, 11 mandroata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02