|
|
|
|

Teny iditra1 am-pitotoam-bary
Singan-teny  2fitotoana, 3vary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Vers les doux heures, lorsque le soleil arrive à l'endroit où l'on pilu le riz. [1.3]
Voambolana  7 Fotoana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02