|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alzerianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ny firenena monina any amin' ny tanin' i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan' i Tonizia sy Maraoka): Manaraka ny fivavahana silamo ny Alzerianina.
4momba an' i Alzeria na an' i Alzeria na avy any Alzeria: Niady mafy ny mponina alzerianina vao nahazo ny fahaleovantenany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5algerian.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6algérien, algérienne.
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 alzeria, 9 alzeria |
| Fivaditsoratra | 10 alzerianina, 11 renilazaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|