|
|
|
|

Teny iditra1 alozina
Fototeny  2alo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana.
5Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto.
6Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another.. [1.2]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 alozina, 14 lazoina, 15 lozaina, 16 loziana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02