|
|
|
|

Teny iditra1 alohaloha
Fototeny  2aloha
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4rehefa afaka kelikely, vetivety foana.
5Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy. [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6un peu en avant, à petite distance. [1.3]
Ohatra  7 Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472#]

Fivaditsoratra  8 ahalohalo, 9 alohaloha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12