|
|
|
|

Teny iditra1 alohaina
Fototeny  2loha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alefa hialoha: Rabe no nalohaina mba hampandre ny manampahefana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be sent on ahead.. [1.2]
6to be sent ahead. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on envoie en avant. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 Ahialona, 13 alohaina, 14 analohay, 15 ialohana, 16 ilaohana, 17 iloahana, 18 iolahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12