|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alobe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ilazana ireo vary masaka alohan' ny namany raha bebe izy ireo; raha vitsy kosa, atao hoe alokely.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Un assez grand nombre d'épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue.
[1.3] 5(de aloha = avant, en avant) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsqu'un grand nombre de panicules de riz mûrissent avant les autres.. [1.196] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: fambolena |
| Mpanahaka | 7 alokely |
| Kamban-teny rehetra | 8manao alobe |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 alobe, 11 olabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|