|
|
|
|

Teny iditra1 alkaola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...).
4Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 alkaola, 6 Kalalao, kalalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02