|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alikaina |
| Fototeny | 2alika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be abused, to be treated as if unworthy of respect..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 alikaina, 11 ikaliana, 12 ilaikana, 13 laikaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|