|
|
|
|
Teny iditra
1
alevy
Fototeny
2
levy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao mandevy, ampangotrahina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
alevy
, aleviko, alevinao, aleviny, alevintsika, alevinay, alevinareo, alevin', alevin-, alevim-
6
Ny lasa :
nalevy, naleviko, nalevinao, naleviny, nalevintsika, nalevinay, nalevinareo, nalevin', nalevin-, nalevim-
7
Ny hoavy :
halevy, haleviko, halevinao, haleviny, halevintsika, halevinay, halevinareo, halevin', halevin-, halevim-
8
Filaza mandidy :
aleveo
Fivaditsoratra
9
alevy
,
10
avely
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12