|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aletsy |
| Fototeny | 2letsy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4atao miletsy, ahena, aetry: Naletsin' ny mpivarotra ny vidin-javatra androany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be pressed down.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on enfonce en pressant ou appuyant.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 aletsy, 12 laitse, 13 Selita, 14 tsiela |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|