|
|
|
|

Teny iditra1 aleo ... toy izay
Singan-teny  2aleo, 3toy, 4izay
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio.
7Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona.
8/ Aleoko ny akondro toy izay ny paiso
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9better ...
10than. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11mieux vaut...
12que. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12