|
|
|
|

Teny iditra1  alelika (lelika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Entina mandelika, manototra; atototra: Ireto ranon-tany ireto alelika ny hady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Avec quoi on comble, on couvre [1.3#399]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31