|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alavorary |
| Fototeny | 2lavorary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao tonga lavorary, tsy misy tsininy, tomombana: Alavorario ny toetranao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be carried out, to be well done.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on accomplit, qu'on exécute bien.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|