|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ala volon-jaza |
| Singan-teny | 2ala, 3volo, 4zaza |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fombafomba arahina amin' ny fanapahana ny volon-jaza voalohany raha vao mandray telo izy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|