|
|
|
|

Teny iditra1 alavo
Fototeny  2lavo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Azera amin' ny tany, apotraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be thrown down. [1.2]
6to be thrown down, to be felled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on fait tomber (à partir d'une position debout). [1.8]
Ohatra  8 alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#]
9 alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#]
10 ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  15 alavo, 16 alova, 17 valao, 18 voalà, voala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05