|
|
|
|

Teny iditra1 alasitra
Fototeny  2lasitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandasitra, izany hoe manongo mafy maharary: Hoho maranitra no nalasiny ny sandriko ka votsotra mihitsy ny sandriko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on presse fortement. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 alasitra, 11 asilatra, 12 salaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12