|
|
|
|

Teny iditra1 alanto
Fototeny  2lanto
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Alamina, alahatra: Alantoy tsara ireto entako ireto.
5Atao mirindra tsara, atao tsara lahatra: Nalanton' ny mpikabary tsara ny teniny ka nikoy ny mpihaino rehetra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 alanto, 11 latona, 12 Lotana, 13 tolana, tolàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03