|
|
|
|

Teny iditra1 alampatra
Fototeny  2lampatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atsotra, avalampatra, atao mivalandotra: Nalampatra teo ambony ahimaitso ny marary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be stretched out at length.
6Used of the legs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7à étendre. [1.3]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12