|
|
|
|

Teny iditra1 alamoka
Fototeny  2lamoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandamoka na mahatonga ho tofoka, boboka: Tsy tia mofo intsony io zaza io fa mofo folo no nalamo-jokiny azy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 alakamo, 10 alamoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12