|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 alambana
Fototeny  2lambana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Aringana: Nalamban' ny dahalo daholo ny kisoa amam-borona tao an-tanana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 alambana
Fototeny  10lambana
Sokajin-teny  11 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12Entina manemitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13to be spread out (leaf, mat). [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 alambana, 19 ambalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12