|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 alaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Mitovy amin' ny ala ihany..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4same as aka, maka.
5(Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. 6(Prov.) Same as asa.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7je n'en sais rien.
8Cf. 9vàlaka.. [Tankarana] [1.19] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 alàka |
| Fototeny | 14laka |
| Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 21lakaina |
| Teny iditra (3/3) | 22 alaka |
| Sokajin-teny | 23 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
24Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 26 akala, 27 alaka, alàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|