|
|
|
|

Teny iditra1 akotrana
Fototeny  2kotrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Avala hikotrana, hikatroka: Nakotran' ny saka tao an-dakozia tao ny vilany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 akotrana, 10 ankoatra, 11 antoraka, 12 karatona, 13 karotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12