|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akororoka |
| Fototeny | 2kororoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Alana fako na bozaka amin' ny fandrarahana azy avy ambony ka entin' ny rivotra ireo fako sy bozaka ireo: Erỳ amin' ny vava rivotra erỳ akororoka ny vary.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|