|
|
|
|

Teny iditra1 akorontana
Fototeny  2korontana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan' ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be pushed about in disorder; to be messed up. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on met en désordre, qu'on bouleverse. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 akorontana, 13 anakotrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02