|
|
|
|
Teny iditra
1
akorefa
Fototeny
2
ko
re
fa
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Arefarefa amin' ny tany:
Aza akorefa amin' ny tany ny lambanao
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
akorefa
, akorefako, akorefanao, akorefany, akorefantsika, akorefanay, akorefanareo, akorefan', akorefan-, akorefam-
6
Ny lasa :
nakorefa, nakorefako, nakorefanao, nakorefany, nakorefantsika, nakorefanay, nakorefanareo, nakorefan', nakorefan-, nakorefam-
7
Ny hoavy :
hakorefa, hakorefako, hakorefanao, hakorefany, hakorefantsika, hakorefanay, hakorefanareo, hakorefan', hakorefan-, hakorefam-
8
Filaza mandidy :
akorefao
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12