|
|
|
|

Teny iditra1 akobona
Fototeny  2kobona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Avec quoi on couvre, on cache: Inty ny mosara hakobonao ny voaloboka (Voici un mouchoir pour couvrir les raisins). [1.3#345]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 abonoka, 12 akobano, 13 akobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02