|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akobaka |
| Fototeny | 2kobaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika.
5Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be agitated (of water).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on agite.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 akobaka, 13 kaboaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|