|
|
|
|

Teny iditra1 akoatra
Sokajin-teny  2 mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3comme : Hivalozako aminao dia akoatra an'izao (J'ai à te demander pardon pour la raison suivante) ~ Anao natiliko tan-drano lalina iñy veloña akoatra an'io ? (Toi que j'ai précipité dans cette eau profonde, est-ce possible que tu sois ainsi vivant ?). [Tanala] [1.6]
Kamban-teny rehetra  4akoatra ny aiza

Fivaditsoratra  5 akoatra, 6 atakaro, 7 atoraka, 8 atrakao, 9 atraoka, 10 karatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08