|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 akivy
Fototeny  2kivy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina hanakivy, manaketraka. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 akivy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina. [Taisaka] [1.1]
Ohatra  12 Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay. [2.508#]

Fivaditsoratra  13 akivy, 14 vaiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12