|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akivilivily |
| Fototeny | 2kivilivily |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao.
5Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be swung back and forth.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner.
[1.3] 8qu'on balance, qu'on fait osciller. [1.8] |
| Ohatra |
9 nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf)
[1.3]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|