|
|
|
|

Teny iditra1 akitrana
Fototeny  2kitrana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asaina mikitrana, miady; ampiadina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à faire choquer, résonner, à attiser les uns contre les autres. [1.3#329]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akitrana, 11 anatrika, 12 antarika, 13 antraika, 14 katraina, 15 takarina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12