|
|
|
|

Teny iditra1 akiraviravy
Fototeny  2kiraviravy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à suspendre. [1.3#335]
Ohatra  6 Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza [2.436#22]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12