|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akida |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fofotr'akondro.
[Taisaka]
[1.78] 4akondro: Mifady akida ka miteko falafa (mifady akondro nefa manao sotrobe ny raviny). [Tanala] [1.78] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry: voankazo |
| Fivaditsoratra | 6 adika, 7 akady, 8 akida, 9 daikà, daika, 10 diaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|