|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akepoka |
| Fototeny | 2kepoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra.
5Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 akapoke, 11 akepoka, 12 akopake, 13 kapoake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|