|
|
|
|

Teny iditra1 akatroka
Fototeny  2katroka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka.
5Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko?. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 akatroka, 11 akotràka, 12 karatoka, 13 katraoka, 14 korataka, 15 takaroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12