|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akasia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo lehibe ampiasaina hampijanona fivoahan-dra (Acacia dealbata).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Nom malgache des acacias à tanin introduits d'Australie et largement passés à l'état subspontané : Acacia dealbata Link et Acacia decurrens Willd.
5(Fabaceae). 6Ils ne sont plus utilisés que comme bois à brûler.. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 8mimozà |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Lahatsoratra | 9Randzavola: akasia ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 10 akasia, 11 asaika, 12 asiaka, 13 Isaaka, 14 sakaia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|