|
|
|
|
Teny iditra
1
akararana
Fototeny
2
kara
rà
na
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Aidina mba hifantsitsitra.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
akararana
, akararako, akararanao, akararany, akararantsika, akararanay, akararanareo, akararan', akararan-, akararam-, akarara-
6
Ny lasa :
nakararana, nakararako, nakararanao, nakararany, nakararantsika, nakararanay, nakararanareo, nakararan', nakararan-, nakararam-, nakarara-
7
Ny hoavy :
hakararana, hakararako, hakararanao, hakararany, hakararantsika, hakararanay, hakararanareo, hakararan', hakararan-, hakararam-, hakarara-
8
Filaza mandidy :
akararano
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12