|
|
|
|

Teny iditra1 akangalahy ankova
Singan-teny  2akangalahy, 3hova
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny tena be no tsy eo, fa ny saina amam-panahy miray amin' ny maro manatrika ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6one whose mind is with his beloved one, wherever he himself may be.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11