|
|
|
|

Teny iditra1 akanakanina
Fototeny  2akanakana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tenenina na lazaina amim-pihambahambana, amim-pivakavakana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Qu'on dit avec hésitation, confusément, avec des réticences. [1.3#13]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12